Famonjena (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ He teraka any Betlehema
Ilay Mpanjaka lehibe
Ventesonao ny salema
Asandrato re ny feo
Fa indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby izahay.

2/ Fa taitra mteyjun mafy ireo magy
Raha nahita kintana
Ka tapa-kevitra hamangy
'Lay zaza tsara vintana
Nanolotra ny miora,
Zava-mani-pofona
Mba ho an’ilay Zazakely
Izay hiankohofana.

3/ Fa taitra mafy tokoa
Ireo mpiandry ondry ireo
Izy lcikxeb ireo dia faly fo
Niaraka nanandram-peo
Fa indro tonga tononkira.serasera.org ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby fpckrume izahay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 18
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahatony79
Date : 21/10/2026 17:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333