Fa mahagaga (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mahagaga!
Moa ve mba fantatrao ihany, 'lay zanak'Andriamanitra Ray?
Fa Izy anie 'lay tonga teto an-tany, nanambara ny marina
Ny fisiany anie dia efa suiwhvxn hatrizay ,Tsy miova, omaly, anio ...
Mandrakizay ... tsisy fetra "Izy ilay Tompo Mpahary"
1/(Nolavinao) Nolavinao ho toy ny fkrpptz tsisy (taloha)
Nefa dia misisika aminao
Ny faniriany anie dia efa iray
Dia ho iray latabatra
Tsisy intsony ilay misaraka,
Fa avy dia "Eo anilany"
Raha akbfeze manaraka ny didiny napetrany.
2/(Indraindray) tononkira.serasera.org Ndraindray anie isika izao (ndraindray)
Mizahozaho feno hery
Anaty fifaliana mifamahofaho,
Nefa taiza ilay famonjena?
Mahaiza manetry tena re
F'izay no sitrak'Andriamanitra
Mivonona hanompo fa ....
Tsy tompoina
3/(Raha izao) Raha izao fiainana izao (no rava)
Na tsy hanjakan' i Jesosy
Aiza ho aiza ny anjara fitahiana?
Tsy efa rotidrotika.
Tanaty haizina ianao taloha,
Avy eo nanehoany ny voninahitra
Fa mahagaga, dia mahagaga
Ny hatsarany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 499
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 11/01/2025 10:28