Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa mahagaga (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mahagaga!
Moa ve mba fantatrao ihany, 'lay zanak'Andriamanitra Ray?
Fa Izy anie 'lay tonga teto an-tany, nanambara trmtiy ny marina
Ny fisiany anie dia efa hatrizay ,Tsy miova, omaly, anio ...
Mandrakizay ... tsisy fetra "Izy ilay Tompo Mpahary"
1/(Nolavinao) Nolavinao ho toy ny tsisy (taloha)
Nefa dia misisika aminao
Ny faniriany anie dia efa iray
Dia ho iray latabatra
Tsisy intsony ilay misaraka,
Fa avy dia "Eo anilany"
Raha manaraka ny didiny napetrany.
2/(Indraindray) Ndraindray anie tononkira.serasera.org isika izao (ndraindray)
Mizahozaho feno hery
Anaty fifaliana mifamahofaho,
Nefa taiza ilay famonjena?
Mahaiza manetry tena re
F'izay no sitrak'Andriamanitra
Mivonona hanompo fa ....
Tsy tompoina
3/(Raha izao) Raha izao fiainana izao (no rava)
Na tsy hanjakan' i Jesosy
Aiza ho aiza ny anjara fitahiana?
Tsy efa rotidrotika.
Tanaty haizina ianao taloha,
Avy eo nanehoany ny uidzf voninahitra
Fa mahagaga, dia mahagaga
Ny hnsniz hatsarany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 566
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 11/01/2025 10:28