Vonjeo (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zanahary vonjeo zahay olonao fa mijaly eh
Zanahary jereo zahay olonao fa marary eh
Maro ireo very izay tena mila ny famonjenao
Vonjeo jereo e fa marary ny fanahy eh
Ref :
(Zanahary eh)
Vonjeo Zanahary, ô mila tononkira.serasera.org anao zahay
(Fa marary eh)
Jereo fa marary, ô tolory tanana
2. Aza avela hifankahala izahay zanakao eh
Aza avela hifanaratsy f’iray kxjpgjk aminao itdngi eh
Meo fo qrdpmy mahay mifankatia mba ho tena mpianatrao
Vonjeo jereo e fa marary ty fanahy eh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 1108
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52