Vonjeo (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zanahary vonjeo zahay olonao fa mijaly aeodnnfq eh
Zanahary jereo zahay olonao fa marary eh
Maro ireo fnzlu very izay tena mila ny famonjenao
Vonjeo jereo e tononkira.serasera.org fa marary ny fanahy eh
Ref :
(Zanahary eh)
Vonjeo Zanahary, ô mila anao zahay
(Fa marary eh)
Jereo fa aejvggcm marary, ô tolory tanana
2. Aza avela hifankahala izahay zanakao eh
Aza avela hifanaratsy f’iray aminao eh
Meo fo mahay mifankatia mba ho tena mpianatrao
Vonjeo jereo e fa marary ty fanahy eh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 1109
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52