Iny lala-miakatra iny (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

Iny lala-miakatra iny e)
Lalan-tokana iray)
Iny lalan-tokana iny e)
Lalana hoany amy Ray) (Indroa)


1. Vavahady kely ety)
No idirana mankao)
Tsy mba lalana vaventy)
Lalan-tery tsotr'izao) (Indroa)

Ref:

(Hoy Jeso ô):
"Lalana sy fahamarinana aho,
(ary fia-) ary fiainana,
Tsisy afaka ho any amy Ray
(afa-tsy) amin'ny alalako"


Iny lala-miakatra iny e)
Lalan-tokana iray)
Iny lalan-tokana iny e)
Lalana hoany amy Ray) (Indroa)


2. Raha misalasala ianao)
Dia miovà(a) dTsiky dia ampyieny izao)
Matokia ny tomponao)
F'izy no fiainam-baovao) (Indroa)

Ref:
(Hoy Jeso ô):
"Lalana sy fahamarinana aho,
(ary fia-) ary fiainana,
Tsisy afaka ho any amy Ray
(afa-tsy) amin'ny alalako"


Vavahady kely ety
No idirana mankao
Tsy mba lalana vaventy
Lalan-tery tsotr'izao
Raha misalasala ianao
Dia miovà(a) dieny izao
Matokia ny tomponao
F'izy no fiainam-baovao

Ref:
(Hoy Jeso ô):
"Lalana sy fahamarinana aho,
(ary fia-) ary fiainana,
Tsisy afaka ho any amy Ray
(afa-tsy) amin'ny alalako"

Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Mpamaky : 58
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fenosambatraelyse
Tamin'ny : 02/09/2021 10:53:46
ID : 13631

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo