Ano Hagnatogna Azy (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mare atoy agnao e, hilazako raha
Mitaignoa soa fa raha soa tokoa

Fatatsao ve fa i Jeso
Be fitiavana sady tiany agnao
Tsa mba magnavakavaka
Leko fotsy agnao leko mainty tiany

Ko ano e roa hagnatognazy e (Yeeeh)
Fa i efa sasamiandry e (Yeeeh)

Atolory ny fonao anio o
Ho sasany ho roso madio o

Ano e hagnatognazy eh
Ano (Ano)
Ano eh eh eh
Ano e hagnatognazy eh
(Hagnatogna)
Hagnatogna an’i Jesoa tompo

Agnao mihitsy ro andrasany
Aza mihemotsa fa ano hagnarakazy
Aza misalasala koa
Fa ny miaraka amin'Azy ro soa

Leko akoriakory fahaiza-mamindra ko n tongotsa roa tsa indraika mijadogna
Leko akoriakory habe ny parasy vana tsa feno iany ve ny satroka eh
Leko akoriakory fidongodongon’ny trafony ko tsa heno ny taolagne eee
Ary leko akoriakory fahaiza mtarogna ko zanahary tsa atao afara fanonognana
Ano e ra ona hidera anzao andriamagnitsa izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Vangy : 487
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 01/09/2021 16:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717