Ilay tany masina (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

1. Nisy nanolotra ho vonoina ny tompo(ou ou...)
Nohelohina, novonoina ho faty(ou ou...)
Ka ny ainy, natolony ho antsika e(ou ou ...aann...)
Ho fanavotana izao tontolo izao(ou ou...)


'Lay tany masina a, nilavoanao Jesoa ô
'Lay tany masina a, nandatsahanao ny ranao e
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)


2. NoTsiky dia ampysatrohina fehy loha tsilo(ou ou ...)
Nampitondraina ianao, 'lay hazo fijaliana e(ou ou...)
Nolefonina ka latsaka ny ranao(ou ou...an an...)
Ho famonjena an'izao tontolo izao


'Lay tany masina a, nilavoanao Jesoa ô
'Lay tany masina a, nandatsahanao ny ranao e
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)...namonoana anao
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)...nandatsahanao ny ainao

Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Mpamaky : 70
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fenosambatraelyse
Tamin'ny : 02/09/2021 10:53:48
ID : 13629

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo