Vonjeo (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zanahary vonjeo zahay olonao fa mijaly eh
Zanahary jereo zahay olonao fa tononkira.serasera.org marary eh
Maro ireo very izay tena mila ny famonjenao
Vonjeo jereo e fa marary ny fanahy eh
Ref :
(Zanahary bwxvxkjy eh)
Vonjeo Zanahary, ô mila fogrb anao zahay
(Fa marary eh)
Jereo fa marary, ô tolory tanana
2. Aza avela hifankahala izahay zanakao eh
Aza avela hifanaratsy f’iray aminao eh
Meo fo mahay mifankatia mba ho tena mpianatrao
Vonjeo jereo e fa marary ty fanahy ipgdxczd eh

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 1107
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52