Ifonako (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

Tsy haiko ny hangina tsy hisaotra Anao
Tsy haiko ny tsy hankalaza ny Anaranao
...
Isaoranay Ianao namonjy anay
Na tsy mendrika ity mpanomponao

Izao rehetra izao, miantso Tsiky dia ampyAnao
Sy mankalaza, tsara Ianao
Ifonako aminao Jesoa
ireo adalako
Ity re aho raiso ho Anao
Fa vonon-kanompo anao
...
Na tsy mendrika aza aho ry Ray ny ho zanakao
Mba ataovy ho isan’ireo panomponao

Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Mpamaky : 83
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fenosambatraelyse
Tamin'ny : 02/09/2021 10:53:50
ID : 13628

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo