You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

2904

Nampiditra : fenosambatraelyse
Tamin'ny : 31/08/2021 05:33:39

Mombamomba :
Ny EMIFI na Emit Mikalo Fiderana dia vondrona iray na an-tokom-pihira (Chorale) iray mivoitra eo anivon'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa, izay mitory ny filazantsaran'ny Tompo Andriamanitra amin'ny alalan'ny hira avy amin'ireo mpandraharaha sy ireo mpianatra ao amin'ny sekoly Emit(École de management d'innovation technologique).

Hametraka hevitra

Midira aloha