Vavaka Manova Zavatra (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainan-tsika pgmhzmuv eto an-tany, dia feno hakiviana
Mandalo miserana ihany ka tsy club azo hitokiana
Olana mianjady, kapoka sy ady sedra fijaliana
Fahoriana sesilany ôh ôh
Marary mafy mitomany ôh ôh ôh
Misy zava-mahaory
Mitranga amin’ny fiainanao
Manjaka jtxvbklb ny asan’ny devoly
Mamatotra ny tananao
Lalan-tokana ihany no manafaka izany
Dia ny Tompo no antsoy hatrany
Na ao anaty haizim-pito ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Aretina mamirifiry ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Na fitsapana mahamay ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fahorina sesilany ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fa lehibe ny fitiavanao ry Ray ôh
Mamirapiratra aok’izany, ny hatsaram-ponao
Fanantenana hatrany hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no toky sy andry iankinanay
Fanantenana hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no hery sy ampinganay
Mandalo miserana ihany ka tsy club azo hitokiana
Olana mianjady, kapoka sy ady sedra fijaliana
Fahoriana sesilany ôh ôh
Marary mafy mitomany ôh ôh ôh
Misy zava-mahaory
Mitranga amin’ny fiainanao
Manjaka jtxvbklb ny asan’ny devoly
Mamatotra ny tananao
Lalan-tokana ihany no manafaka izany
Dia ny Tompo no antsoy hatrany
Na ao anaty haizim-pito ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Aretina mamirifiry ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Na fitsapana mahamay ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fahorina sesilany ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fa lehibe ny fitiavanao ry Ray ôh
Mamirapiratra aok’izany, ny hatsaram-ponao
Fanantenana hatrany hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no toky sy andry iankinanay
Fanantenana hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no hery sy ampinganay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 3189
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 31/08/2021 12:08
