Ny Famindram-ponao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maro tokoa, chkwxdk ny otanay ry Ray
Tsy mendrika, ny gyzs ho zanakao'zahay
Tsapanay tononkira.serasera.org tokoa, reo ditranay ry Ray
Mifona re, mivalo aminao'zahay
Ref :
Fa ny famindràm-ponao ry Ray, dia fvbybo lehibe tokoa
Misaotra anao e izahay, fa nomenao izany
Fa ny famindràm-ponao ry Ray, dia lehibe tokoa
Misaotra anao e, misaotra anao'zahay
2. Ampianaro izahay, hahay hifankatia
Hanara-dia, an'i Jesoa Kristy
Hiray fo izahay, hahay hifandray
Ho sambatra, ao aminao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 800
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52