Ny Famindram-ponao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maro tokoa, ny otanay ry Ray
Tsy mendrika, ny ho zanakao'zahay
Tsapanay tokoa, reo ditranay ry Ray
Mifona re, mivalo aminao'zahay
Ref :
Fa zvdqn ny famindràm-ponao ry oghg Ray, dia lehibe tokoa
Misaotra anao e tononkira.serasera.org izahay, fa nomenao izany
Fa ny famindràm-ponao ry Ray, dia lehibe tokoa
Misaotra anao e, misaotra anao'zahay
2. Ampianaro izahay, hahay rjnbyj hifankatia
Hanara-dia, an'i Jesoa Kristy
Hiray fo izahay, hahay hifandray
Ho sambatra, ao aminao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 799
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52