Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mendri-piderana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly'zahay ty Tompo mankala-aza ny anaranao,
Ka ho ankalazaina e
Faly'zahay ry Ray midera ny voninahitrao,
Fa mendri-piderana
Ref :
Ny anaranao fbxom ry Tompo no ankalazainay e
Fa lehibe tokoa ka mendri-piderana
2. Kristy zokinay be fitia, misaotra anao izahay,
Fa navotanao
Ny ranao ebcexnnh masina sarobidy, kktiy no nalatsakao,
Ho famonjena anay e
3.Misaotra anao'zahay tononkira.serasera.org Fanahy,
Fa notsilovinao ny fiainanay e
Fanahy Masina mpanazava, fanilon'ny hoavinay,
Mpankahery anay e.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 862
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52