Mendri-piderana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly'zahay ty Tompo mankala-aza ny anaranao,
Ka ho ankalazaina e
Faly'zahay ry Ray midera ny voninahitrao,
Fa mendri-piderana
Ref :
Ny anaranao ry Tompo tononkira.serasera.org no ankalazainay e
Fa lehibe tokoa tncdkun ka mendri-piderana
2. bsogz Kristy zokinay be utmv fitia, misaotra anao izahay,
Fa navotanao
Ny ranao masina sarobidy, no nalatsakao,
Ho famonjena anay e
3.Misaotra anao'zahay Fanahy,
Fa notsilovinao ny fiainanay e
Fanahy Masina mpanazava, fanilon'ny hoavinay,
Mpankahery anay e.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 933
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52