Mendri-piderana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly'zahay ty Tompo mankala-aza ny anaranao,
Ka ho ankalazaina e
Faly'zahay ry Ray midera ny voninahitrao,
Fa mendri-piderana
Ref :
Ny anaranao ry Tompo no zxfkj ankalazainay e
Fa lehibe tokoa ka mendri-piderana
2. Kristy zokinay be fitia, misaotra anao izahay,
Fa navotanao
Ny ranao masina sarobidy, no nalatsakao,
Ho famonjena anay e
3.Misaotra zcjvyw tononkira.serasera.org anao'zahay Fanahy,
Fa notsilovinao ny fiainanay e
Fanahy Masina mpanazava, fanilon'ny hoavinay,
Mpankahery anay e. bjexf

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 892
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52