Ampelantananao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. uozhtfxb Ny fiainako tompo dfmwp ô, toa zava-poana
Toa tsinotsinona akory, raha kynourbs tsy eo tononkira.serasera.org ianao
Tsisy hoantenaiko intsony, fa ianao
No ianteherako sy itokisako
Ref :
Ampelatananao Tompo ô, no ametrahako
Ampelatananao Tompo ô, no anankinako
(ou ou ou...an an an)
Ny hoaviko rehetra, tsisy miafina aminao
Ny fiainako, ampelatananao
Toa tsinotsinona akory, raha kynourbs tsy eo tononkira.serasera.org ianao
Tsisy hoantenaiko intsony, fa ianao
No ianteherako sy itokisako
Ref :
Ampelatananao Tompo ô, no ametrahako
Ampelatananao Tompo ô, no anankinako
(ou ou ou...an an an)
Ny hoaviko rehetra, tsisy miafina aminao
Ny fiainako, ampelatananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 1280
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52
