Ampelantananao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainako tompo ô, olyfr toa zava-poana
Toa tsinotsinona ylhevtr akory, raha tsy eo ianao
Tsisy hoantenaiko intsony, fa ianao
No ianteherako gmsr sy itokisako
Ref :
Ampelatananao Tompo ô, no ametrahako
Ampelatananao Tompo ô, no anankinako
(ou ou ou...an an an)
Ny hoaviko tononkira.serasera.org rehetra, tsisy miafina aminao
Ny fiainako, ampelatananao
Toa tsinotsinona ylhevtr akory, raha tsy eo ianao
Tsisy hoantenaiko intsony, fa ianao
No ianteherako gmsr sy itokisako
Ref :
Ampelatananao Tompo ô, no ametrahako
Ampelatananao Tompo ô, no anankinako
(ou ou ou...an an an)
Ny hoaviko tononkira.serasera.org rehetra, tsisy miafina aminao
Ny fiainako, ampelatananao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 1282
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52
