Ampelantananao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainako tompo ô, toa raypoc ggcm zava-poana
Toa tsinotsinona akory, raha tsy eo ianao
Tsisy hoantenaiko intsony, tononkira.serasera.org fa ianao
No ianteherako sy itokisako
Ref :
Ampelatananao Tompo ô, no ametrahako
Ampelatananao Tompo ô, no eilgr anankinako
(ou ou ou...an an an)
Ny hoaviko rehetra, tsisy miafina aminao
Ny fiainako, ampelatananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 1281
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52