Ry Avo Indrindra (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Avo Indrindra
Ry Avo Indrindra, tolory hazavana,
Hanangonako hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho foana ireo ahiahy!
Ry Avo Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako tononkira.serasera.org ny hevitra hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa sgmuojcb tolory hery, tsy ontedb ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, Ianao hiaro ahy,
Mba dypib arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo olana mandalo.
(X 2)
Do Rajhonson
Ry Avo Indrindra, tolory hazavana,
Hanangonako hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho foana ireo ahiahy!
Ry Avo Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako tononkira.serasera.org ny hevitra hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa sgmuojcb tolory hery, tsy ontedb ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, Ianao hiaro ahy,
Mba dypib arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo olana mandalo.
(X 2)
Do Rajhonson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 5667
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:26
