Ry Avo Indrindra (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Avo Indrindra
Ry Avo Indrindra, tolory hazavana,
Hanangonako nagqchr wegayz hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho foana ireo ahiahy!
Ry Avo tononkira.serasera.org Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako ny hevitra hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa tolory hery, tsy ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, Ianao hiaro ahy,
Mba arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo olana mandalo.
(X 2)
Do wsxs Rajhonson
Ry Avo Indrindra, tolory hazavana,
Hanangonako nagqchr wegayz hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho foana ireo ahiahy!
Ry Avo tononkira.serasera.org Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako ny hevitra hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa tolory hery, tsy ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, Ianao hiaro ahy,
Mba arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo olana mandalo.
(X 2)
Do wsxs Rajhonson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 5804
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:26
