Ry Avo Indrindra (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Avo Indrindra
Ry Avo Indrindra, tolory hazavana,
Hanangonako hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho youzixqp foana ireo ahiahy!
Ry Avo Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako ny hevitra hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa tolory hery, fzdv tsy ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, iedz Ianao hiaro ahy,
Mba arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo tononkira.serasera.org olana mandalo.
(X 2)
Do Rajhonson
Ry Avo Indrindra, tolory hazavana,
Hanangonako hery indray mba hampiray!
Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,
Ho youzixqp foana ireo ahiahy!
Ry Avo Indrindra, aza avela hankahala,
Reo minia hanimba sy hanenjika.
Toa tsy tiako ny hevitra hamingana.
Ry Avo Indrindra.
Ref:
Aza avelanao hiady irery aho!
Fa tolory hery, fzdv tsy ho kivy fa ho sahy.
Dia Ianao, iedz Ianao hiaro ahy,
Mba arovy amin’ireo fakam-panahy.
Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.
Ireo tononkira.serasera.org olana mandalo.
(X 2)
Do Rajhonson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 5805
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:26
