Miverena (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao fa tsy kamdhkxj niherika
ilay fitiavana aza toa narendrika
zary foana babangoana ireo natao
izaho anefa mbola tena tia anao
Nofinofy sisa ilay fitia
zary maloka foana anie ny androko ety:
miantsoantso foana ny anaranao
aiza ianao? Mbola am-poko ao,
tsisy mety avokoa izay rehetra atao...
Miverena rzkzw e! Fa mbola manantena anie aho,
miverena ankia
f'izaho dia mbola tia...
Miverena e! Fa mbola manantena anie aho,
Miverena ankia
F'izaho tononkira.serasera.org dia mbola rqtmfsp tia...
ilay fitiavana aza toa narendrika
zary foana babangoana ireo natao
izaho anefa mbola tena tia anao
Nofinofy sisa ilay fitia
zary maloka foana anie ny androko ety:
miantsoantso foana ny anaranao
aiza ianao? Mbola am-poko ao,
tsisy mety avokoa izay rehetra atao...
Miverena rzkzw e! Fa mbola manantena anie aho,
miverena ankia
f'izaho dia mbola tia...
Miverena e! Fa mbola manantena anie aho,
Miverena ankia
F'izaho tononkira.serasera.org dia mbola rqtmfsp tia...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 623
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Azrael666
Daty : 08/01/2026 00:07
