Miverena (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao fa tsy niherika
ilay fitiavana aza toa narendrika
zary foana babangoana ireo natao
izaho anefa mbola tena tononkira.serasera.org tia anao
Nofinofy sisa ilay fitia
zary maloka foana ubewx anie ny androko ety:
miantsoantso foana ny anaranao
aiza ianao? Mbola am-poko ao,
tsisy mety avokoa izay rehetra atao...
Miverena e! zkbfl Fa mbola manantena anie aho,
miverena ankia
f'izaho dia mbola tia...
Miverena e! wvokmylm Fa mbola manantena anie aho,
Miverena ankia
F'izaho dia mbola tia...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Do RajohnsonVisites : 622
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Azrael666
Date : 08/01/2026 00:07