Miverena (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao fa tsy niherika
ilay fitiavana aza toa narendrika
zary lhpbac foana babangoana ireo natao
izaho anefa mbola tena tia anao

Nofinofy sisa ilay fitia
zary maloka foana anie ny androko ety:
miantsoantso foana ny rpvnjebr anaranao
aiza ianao? Mbola am-poko ao,
tsisy mety avokoa gnlwru izay rehetra atao...

Miverena tononkira.serasera.org e! Fa mbola manantena anie aho,
miverena ankia
f'izaho dia mbola tia...
Miverena e! Fa mbola manantena anie aho,
Miverena ankia
F'izaho dia mbola tia...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Do Rajohnson
Hits : 433
Likes : 0 Like
Created by : Azrael666
Date : 08/01/2026 00:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414