Injany ny hiranay (feat Njakatiana) (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy hira toa tsara rindra, tsara rafitra.
Dia injany misy feo mamelovelo, mandona txogwz ny atifanahy.
Hirahira, hira tononkira.serasera.org tsara indrindra, mampanembona e ! sy mampatsiahy.
Injany misy hira toa, tsara rindra, ulltka tsara rafitra.
Dia injany misy feo mamelovelo, mandona ny atifanahy.
Ilay olon-tiako iny aza latsa-pitia lalimpaka raha vao mandre hoe zay ilay hiranay.
Ny firedon’ny feonay mirahalahy miaraka.
Mapifamatotra hatrany ohlg ireo mpifankatia tsy hisaraka.
Hifanaraka, tena sambatra

Mapifamatotra hatrany ireo mpifankatia tsy hisaraka.
Hifanaraka, tena sambatra, fitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 11125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vallmc
Daty : 01/07/2015 15:14