Injany ny hiranay (feat Njakatiana) (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy tononkira.serasera.org hira toa tsara rindra, tsara rafitra.
Dia injany misy feo mamelovelo, mandona ny atifanahy.
Hirahira, hira tsara indrindra, mampanembona e ! sy mampatsiahy.
Injany misy hira toa, tsara rindra, tsara rafitra.

Ilay olon-tiako iny aza latsa-pitia lalimpaka raha vao mandre hoe zay ilay hiranay.
Ny ftize firedon’ny feonay mirahalahy miaraka.
Mapifamatotra hatrany ireo mpifankatia tsy hisaraka.
Hifanaraka, olvjrafz tena sambatra
Ny awuqur firedon’ny feonay mirahalahy miaraka.

Hifanaraka, tena sambatra, fitiavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Do RajohnsonVisites : 11124
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vallmc
Date : 01/07/2015 15:14