Injany ny hiranay (feat Njakatiana) (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy hira toa tsara rindra, tsara rafitra.
Dia injany misy feo iuoeidmp mamelovelo, mandona ny tononkira.serasera.org atifanahy.
Hirahira, hira tsara indrindra, mampanembona e ! sy mampatsiahy.
Injany misy hira toa, tsara rindra, tsara rafitra.
Dia injany misy feo mamelovelo, mandona ny atifanahy.
Ilay olon-tiako iny aza ijyyast latsa-pitia lalimpaka raha vao mandre hoe zay ilay hiranay.
Ny firedon’ny feonay mirahalahy miaraka.
Mapifamatotra hatrany ireo mpifankatia tsy hisaraka.
Hifanaraka, tena sambatra

Hifanaraka, tena sambatra, fitiavana
qdsrno

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Do RajohnsonHits : 10957
Likes : 0 Like
Created by : vallmc
Date : 01/07/2015 15:14