VONJEO (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa bmlxupuv ô ! indreto ny olonao
Miankohoka mangataka aminao
Mangataka ny famindram-ponao
Miaiky fa diso re ry Tompo malala ô
(Tano mafy ao)
Tano mafy mba tsy ho very intsony
Tano ho eo akaikinao
Tazomy ho eo anilanao
Fa mafy loatra ny fandriky ny fanahy ratsy
Vonjeo Jesoa, vonjeo ny tanoranao
Vonjeo Jesoa, vonjeo re fa mitalaho
‘Reo miady an-trano tononkira.serasera.org omeo ny fahendrena
‘Reo mifanaratsy, omeo ny fahalalanao
Fa mangeja fodz loatra ny oexrsvs ady izay atrehinay
Mba raiso re, mba raiso ho anao izahay
A/C: R.J.E.
Miankohoka mangataka aminao
Mangataka ny famindram-ponao
Miaiky fa diso re ry Tompo malala ô
(Tano mafy ao)
Tano mafy mba tsy ho very intsony
Tano ho eo akaikinao
Tazomy ho eo anilanao
Fa mafy loatra ny fandriky ny fanahy ratsy
Vonjeo Jesoa, vonjeo ny tanoranao
Vonjeo Jesoa, vonjeo re fa mitalaho
‘Reo miady an-trano tononkira.serasera.org omeo ny fahendrena
‘Reo mifanaratsy, omeo ny fahalalanao
Fa mangeja fodz loatra ny oexrsvs ady izay atrehinay
Mba raiso re, mba raiso ho anao izahay
A/C: R.J.E.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 1014
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 18:17
