NOELY FETY SOA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka ao an-tranon’omby
Ny Mesia ‘lay zazakely
Tonga Izy mba hamonjy
Sy hamory ireo ‘zay very
Noely, noely fety mamy
Noely, noely fety soa
Noely, fa tonga nofo tokoa
I Jesoa ‘lay teny soa
Tonga nofo tokoa ilay teny
Efa voalazan’ny mpaminany
Ao Betilehema ilay camjzxp zazakely
Koa andao isika ho any
Tonga tany koa tononkira.serasera.org ireo majy
Tao antranon’omby osgodfs kely
Mba hitsaoka sy hidera azy
Fa ucqmbfzg teraka Jesoa zazakely
A/C: Marius-jm
Ny Mesia ‘lay zazakely
Tonga Izy mba hamonjy
Sy hamory ireo ‘zay very
Noely, noely fety mamy
Noely, noely fety soa
Noely, fa tonga nofo tokoa
I Jesoa ‘lay teny soa
Tonga nofo tokoa ilay teny
Efa voalazan’ny mpaminany
Ao Betilehema ilay camjzxp zazakely
Koa andao isika ho any
Tonga tany koa tononkira.serasera.org ireo majy
Tao antranon’omby osgodfs kely
Mba hitsaoka sy hidera azy
Fa ucqmbfzg teraka Jesoa zazakely
A/C: Marius-jm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 1004
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 18:06
