IANTRAO (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iantrao re, iantrao ry Ray ‘ty ‘lay nania
Voafikata e, voafitaka e ka nikodia
Nijafajafa, niraparapa fa voaratra
Mitalaho re, mitalaho fa voalatsa
Sitrano re, sitrano re fa he dridraina
Fa ao aminao, ao aminao no misy ny tononkira.serasera.org aina
Ianao Ray ô, Ianao irery no antenaiko
Ny Teninao, ny Teninao no aoka hibaiko
Raiko ô, aza ariana aho fa todiho re
Malemy ka miangavy re mba jglsiuj ampio
Sitrano aho, sitrano aho dia ho anao
Ka hiditra sy hitoetra an-dapanao
Neniko e, neniko e ‘zay vita izay
Ka zuvt mitalaho, ka mitalaho aminao Ray
Ianao anie, Ianao anie ipvz no fahazavana
Andresena e, andresena ny satana
Voafikata e, voafitaka e ka nikodia
Nijafajafa, niraparapa fa voaratra
Mitalaho re, mitalaho fa voalatsa
Sitrano re, sitrano re fa he dridraina
Fa ao aminao, ao aminao no misy ny tononkira.serasera.org aina
Ianao Ray ô, Ianao irery no antenaiko
Ny Teninao, ny Teninao no aoka hibaiko
Raiko ô, aza ariana aho fa todiho re
Malemy ka miangavy re mba jglsiuj ampio
Sitrano aho, sitrano aho dia ho anao
Ka hiditra sy hitoetra an-dapanao
Neniko e, neniko e ‘zay vita izay
Ka zuvt mitalaho, ka mitalaho aminao Ray
Ianao anie, Ianao anie ipvz no fahazavana
Andresena e, andresena ny satana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 733
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 17:58
