'NDAO HIDERA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ndao hidera ny Tompo Jesoa
Fa nandresy tokoa parjyrh Izy
‘Ndao hitsaoka azy koa pflg fa
Mandrakizay ny fitiavany
Ka hobio sy derao
Ilay nandresy tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Omeo azy ny dera sy haja ary
Voninahitra mandrakizay
Mifalia, mifalia
Fa nandresy tokoa Jesoa
Miravoa, miravoa fa
Resiny ny fahafatesana
Mihobia, mihobia
Fa resiny ny fasana
Nitsangana ho velona
Mba hamonjy ahy sy anao
‘Ndao toriana amin’ny olon-drehetra
Ny hatsaram-pon’ilay Tsitoha
Nanolo-tena ho faty i Jesoa mba
Hisolo vaika ny otantsika
Mijoroa hatrany hatrany
Hitory eran’ny vazantany
Fa nofantsihana ho faty Jesoa dnqbroax ka
Velona indray afaka hateloana
A/C : Marius-jm
Fa nandresy tokoa parjyrh Izy
‘Ndao hitsaoka azy koa pflg fa
Mandrakizay ny fitiavany
Ka hobio sy derao
Ilay nandresy tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Omeo azy ny dera sy haja ary
Voninahitra mandrakizay
Mifalia, mifalia
Fa nandresy tokoa Jesoa
Miravoa, miravoa fa
Resiny ny fahafatesana
Mihobia, mihobia
Fa resiny ny fasana
Nitsangana ho velona
Mba hamonjy ahy sy anao
‘Ndao toriana amin’ny olon-drehetra
Ny hatsaram-pon’ilay Tsitoha
Nanolo-tena ho faty i Jesoa mba
Hisolo vaika ny otantsika
Mijoroa hatrany hatrany
Hitory eran’ny vazantany
Fa nofantsihana ho faty Jesoa dnqbroax ka
Velona indray afaka hateloana
A/C : Marius-jm
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Visites : 717
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 07/09/2023 20:00
