Ampidiro aloha ny tenimiafina
LAFATRA AHO FANAHY (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia Fanahy mila anao tononkira.serasera.org izahay
Fanahy Masina ô ianao no fiainanay
Mino izahay fa hexoru handresy ny haizina
Fa mpandresy, handresy, mandresy
Fanazava, Mpanazava, Manazava
Omeo hery hankahery fa mahery
Fa misy fitoerana hitoerana k’aza ferana
Aiza Ianao Fanahy midina ysufx ho anay
Fanahy Masina ô, hampiobona anay
Efa ato aminay ilay Fitiavana
Ka diovy arovy ho tody
Handresy ny sakana amin’ny fihavanana
Toroy ny lalana sy fiainana
Hamasino f’izahay mino, ‘zaho mino ô ô ô
Ka na sarotra ny lalana iantsanao anay ô ô ô
Ka na mafy aza ny ady izay atrehinay xwfixyc ô ô ô
Ianao Fanahy Masina tsy hisaraka ô ô ô
Ampio ny mino f’izahay tsy ho bilo
Fanilon’ny mpino ka tsimbino hino anao
Lafatr’aho Jesoa ! nomenao ny Fanahy
Fanahy Masina ô ! natokana ho ahy
Midina ato anatiko ô
Miandry anao ny fanahiko
A/C: Manambita
Fanahy Masina ô ianao no fiainanay
Mino izahay fa hexoru handresy ny haizina
Fa mpandresy, handresy, mandresy
Fanazava, Mpanazava, Manazava
Omeo hery hankahery fa mahery
Fa misy fitoerana hitoerana k’aza ferana
Aiza Ianao Fanahy midina ysufx ho anay
Fanahy Masina ô, hampiobona anay
Efa ato aminay ilay Fitiavana
Ka diovy arovy ho tody
Handresy ny sakana amin’ny fihavanana
Toroy ny lalana sy fiainana
Hamasino f’izahay mino, ‘zaho mino ô ô ô
Ka na sarotra ny lalana iantsanao anay ô ô ô
Ka na mafy aza ny ady izay atrehinay xwfixyc ô ô ô
Ianao Fanahy Masina tsy hisaraka ô ô ô
Ampio ny mino f’izahay tsy ho bilo
Fanilon’ny mpino ka tsimbino hino anao
Lafatr’aho Jesoa ! nomenao ny Fanahy
Fanahy Masina ô ! natokana ho ahy
Midina ato anatiko ô
Miandry anao ny fanahiko
A/C: Manambita
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Visites : 954
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 05/09/2023 18:52
