VONJEO (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô ! indreto ny olonao
Miankohoka mangataka aminao
Mangataka tononkira.serasera.org cbxafoyy ny famindram-ponao
Miaiky fa diso re ry Tompo malala ô
(Tano ojqvj mafy ao)
Tano mafy mba tsy ho very intsony
Tano ho eo akaikinao
Tazomy ho eo anilanao
Fa mafy loatra ny snzi fandriky ny fanahy ratsy
Vonjeo Jesoa, vonjeo ny tanoranao
Vonjeo Jesoa, vonjeo re fa mitalaho
‘Reo miady an-trano omeo ny fahendrena
‘Reo mifanaratsy, omeo ny fahalalanao
Fa mangeja loatra ny ady izay atrehinay
Mba raiso re, mba raiso ho anao izahay
A/C: R.J.E.
Miankohoka mangataka aminao
Mangataka tononkira.serasera.org cbxafoyy ny famindram-ponao
Miaiky fa diso re ry Tompo malala ô
(Tano ojqvj mafy ao)
Tano mafy mba tsy ho very intsony
Tano ho eo akaikinao
Tazomy ho eo anilanao
Fa mafy loatra ny snzi fandriky ny fanahy ratsy
Vonjeo Jesoa, vonjeo ny tanoranao
Vonjeo Jesoa, vonjeo re fa mitalaho
‘Reo miady an-trano omeo ny fahendrena
‘Reo mifanaratsy, omeo ny fahalalanao
Fa mangeja loatra ny ady izay atrehinay
Mba raiso re, mba raiso ho anao izahay
A/C: R.J.E.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Hits : 1015
Likes : 1 Like
Created by : Laurius
Date : 05/09/2023 18:17
