HIDERA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo no hiderako anao
Ry tononkira.serasera.org Jesoa, ‘lay Zanakin’ny Ray
Indreto re ‘zahay, mihoby anao ry Ray
Efa voady e, ka tsy ho avelanay
Indro xqtyimi atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
An-danitra
Amin’ny feo no hikaloako anao
Ry Jesoa rqsswjrx ‘lay Zanakin’ny Ray
Omeo ilay Fanahy, Fanahy mba hampiray
Hidera hatrany hatrany rrxwxyjy
Anio, ho mandrakizay
Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
Ho any an-danitra any
A/C: R.J.E.
Ry tononkira.serasera.org Jesoa, ‘lay Zanakin’ny Ray
Indreto re ‘zahay, mihoby anao ry Ray
Efa voady e, ka tsy ho avelanay
Indro xqtyimi atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
An-danitra
Amin’ny feo no hikaloako anao
Ry Jesoa rqsswjrx ‘lay Zanakin’ny Ray
Omeo ilay Fanahy, Fanahy mba hampiray
Hidera hatrany hatrany rrxwxyjy
Anio, ho mandrakizay
Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
Ho any an-danitra any
A/C: R.J.E.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 808
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 17:53
