VONJEO (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ynndcohh Jesoa ehcdfsmo ô ! indreto ny olonao
Miankohoka mangataka aminao
Mangataka ny famindram-ponao
Miaiky fa diso re ry Tompo malala ô
(Tano mafy ao)
Tano mafy mba tsy ho very intsony
Tano ho eo akaikinao
Tazomy ho eo anilanao
Fa mafy loatra ny fandriky ny fanahy ratsy
Vonjeo Jesoa, vonjeo ny tanoranao
Vonjeo Jesoa, vonjeo kxxnprm re fa mitalaho
‘Reo miady an-trano omeo ny fahendrena
‘Reo mifanaratsy, omeo tononkira.serasera.org ny fahalalanao
Fa mangeja loatra ny ady izay atrehinay
Mba raiso re, mba raiso ho anao izahay
A/C: R.J.E.
Miankohoka mangataka aminao
Mangataka ny famindram-ponao
Miaiky fa diso re ry Tompo malala ô
(Tano mafy ao)
Tano mafy mba tsy ho very intsony
Tano ho eo akaikinao
Tazomy ho eo anilanao
Fa mafy loatra ny fandriky ny fanahy ratsy
Vonjeo Jesoa, vonjeo ny tanoranao
Vonjeo Jesoa, vonjeo kxxnprm re fa mitalaho
‘Reo miady an-trano omeo ny fahendrena
‘Reo mifanaratsy, omeo tononkira.serasera.org ny fahalalanao
Fa mangeja loatra ny ady izay atrehinay
Mba raiso re, mba raiso ho anao izahay
A/C: R.J.E.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Visites : 1013
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 05/09/2023 18:17
