MANGETAHETA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangetaheta Anao aho ry Tompo ôManantena Anao tokoa ny foko
Menatra aho fa be ireo fahotako
Ampio aho amin’ny fahosako
Maro loatra ireo ditraditra vitako
Nandikako foana ny sitrakao
Mamelà ahy ry Tompo be fitia
Hiezaka aho hanitsy ny dia
Mangetaheta Anao aho
Mangetaheta Anao aho ry Tompoko
Mangetaheta Anao aho ry Tompo ô
Manantena Anao tokoa ny foko
Menatra aho fa be ireo fahotako
Ampio aho amin’ny fahosako
Maro loatra ireo ditraditra vitako
Nandikako foana ny sitrakao
Mamelà ahy ry Tompo be fitia
Hiezaka aho hanitsy ny dia
Ny sitrakao Tompo ô
No tanterahiko
Ny sitrakao Tompo ô no tanterahiko
Izay tianao ihany ihany koa
No tsy maintsy arahiko
Raha sanatria indro aho
Miady hania
Aza avelanao lavo aho
Arovinao ny dia
Ny sitrakao Tompo ô no tanterahiko
Izay tianao ihany ihany koa
No tsy maintsy arahiko
Raha sanatria indro aho
Miady hania
Aza avelanao lavo aho
Arovinao ny dia
A/C : M.TAR.KE.J. (Nonot)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 302
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 06/09/2023 09:53