NANDRESY (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naka nofo tamin'i Masina Maria
Zanak'Ilay nahary izao tontolo izao
Tonga ho famonjena antsika e
Ho tononkira.serasera.org fanavotana ahy sy ho anao
Izy ilay Mesia Mpanjakan'ny mpanjaka
Lehilahy mahery tompon'ny fahagagana
Nampianatra ary koa nitory
Ny Vaovao Mahafaly eran'ny vazan-tany
Novonoina anefa Izy
Nohon'ny fankahalana
Nohon'ny lainga, ny fitiavan-tena
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana
Maty i Jesoa ary nalevina
Nefa nandresy ny fahafatesana, xkgf
Nandresy e!
Nandresy ny fasana
Ka nitsangan-ko velona
Zovy moa tsy hanaraka ny Teniny
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Fa voasoratra wwgdfu ho Sorona ny Tenany
Hanavotana antsika zandriny
Zovy moa tsy hahala ny Anarany
Moa ve ka tsy marina hnwtiy izay voalazany
Zanak'Andriamanitra no anarany
Fianan'izao tontolo izao am-pelatanany
A/C: Doux-Ciel
Zanak'Ilay nahary izao tontolo izao
Tonga ho famonjena antsika e
Ho tononkira.serasera.org fanavotana ahy sy ho anao
Izy ilay Mesia Mpanjakan'ny mpanjaka
Lehilahy mahery tompon'ny fahagagana
Nampianatra ary koa nitory
Ny Vaovao Mahafaly eran'ny vazan-tany
Novonoina anefa Izy
Nohon'ny fankahalana
Nohon'ny lainga, ny fitiavan-tena
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana
Maty i Jesoa ary nalevina
Nefa nandresy ny fahafatesana, xkgf
Nandresy e!
Nandresy ny fasana
Ka nitsangan-ko velona
Zovy moa tsy hanaraka ny Teniny
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Fa voasoratra wwgdfu ho Sorona ny Tenany
Hanavotana antsika zandriny
Zovy moa tsy hahala ny Anarany
Moa ve ka tsy marina hnwtiy izay voalazany
Zanak'Andriamanitra no anarany
Fianan'izao tontolo izao am-pelatanany
A/C: Doux-Ciel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 778
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 10:31
