NANDRESY (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
shqy Naka nofo tamin'i Masina Maria
Zanak'Ilay nahary izao tontolo izao
Tonga ho famonjena antsika e
Ho fanavotana ahy sy ho anao
Izy ilay Mesia Mpanjakan'ny mpanjaka
Lehilahy mahery tompon'ny fahagagana
Nampianatra ary koa nitory
Ny Vaovao Mahafaly eran'ny vazan-tany
Novonoina anefa Izy
Nohon'ny fankahalana
Nohon'ny lainga, ny fitiavan-tena
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana
Maty i pnskju Jesoa ary nalevina
Nefa nandresy ny fahafatesana,
Nandresy e!
Nandresy ny fasana
Ka nitsangan-ko velona
Zovy moa tsy hanaraka ny Teniny
Moa tononkira.serasera.org ve ka tsy marina izay voalazany
Fa voasoratra ho Sorona ny Tenany
Hanavotana eucrrlb antsika zandriny
Zovy moa tsy hahala ny Anarany
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Zanak'Andriamanitra no anarany
Fianan'izao tontolo izao am-pelatanany
A/C: Doux-Ciel
Zanak'Ilay nahary izao tontolo izao
Tonga ho famonjena antsika e
Ho fanavotana ahy sy ho anao
Izy ilay Mesia Mpanjakan'ny mpanjaka
Lehilahy mahery tompon'ny fahagagana
Nampianatra ary koa nitory
Ny Vaovao Mahafaly eran'ny vazan-tany
Novonoina anefa Izy
Nohon'ny fankahalana
Nohon'ny lainga, ny fitiavan-tena
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana
Maty i pnskju Jesoa ary nalevina
Nefa nandresy ny fahafatesana,
Nandresy e!
Nandresy ny fasana
Ka nitsangan-ko velona
Zovy moa tsy hanaraka ny Teniny
Moa tononkira.serasera.org ve ka tsy marina izay voalazany
Fa voasoratra ho Sorona ny Tenany
Hanavotana eucrrlb antsika zandriny
Zovy moa tsy hahala ny Anarany
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Zanak'Andriamanitra no anarany
Fianan'izao tontolo izao am-pelatanany
A/C: Doux-Ciel
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Visites : 677
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 05/09/2023 10:31
