NANDRESY (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naka nofo tamin'i Masina Maria
Zanak'Ilay nahary izao tontolo izao
Tonga ho famonjena antsika e
Ho btzp fanavotana ahy sy ho anao
Izy ilay Mesia Mpanjakan'ny wrsumij mpanjaka
Lehilahy mahery tompon'ny fahagagana
Nampianatra ary koa nitory
Ny Vaovao Mahafaly eran'ny vazan-tany
Novonoina anefa Izy
Nohon'ny fankahalana
Nohon'ny lainga, ny fitiavan-tena
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana
Maty i Jesoa ary nalevina
Nefa nandresy ny fahafatesana,
Nandresy e!
Nandresy ny fasana
Ka nitsangan-ko velona
Zovy moa tsy hanaraka ny brul tononkira.serasera.org Teniny
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Fa voasoratra ho Sorona ny Tenany
Hanavotana antsika zandriny
Zovy moa tsy hahala ny Anarany
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Zanak'Andriamanitra no anarany
Fianan'izao tontolo izao am-pelatanany
A/C: Doux-Ciel
Zanak'Ilay nahary izao tontolo izao
Tonga ho famonjena antsika e
Ho btzp fanavotana ahy sy ho anao
Izy ilay Mesia Mpanjakan'ny wrsumij mpanjaka
Lehilahy mahery tompon'ny fahagagana
Nampianatra ary koa nitory
Ny Vaovao Mahafaly eran'ny vazan-tany
Novonoina anefa Izy
Nohon'ny fankahalana
Nohon'ny lainga, ny fitiavan-tena
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana
Maty i Jesoa ary nalevina
Nefa nandresy ny fahafatesana,
Nandresy e!
Nandresy ny fasana
Ka nitsangan-ko velona
Zovy moa tsy hanaraka ny brul tononkira.serasera.org Teniny
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Fa voasoratra ho Sorona ny Tenany
Hanavotana antsika zandriny
Zovy moa tsy hahala ny Anarany
Moa ve ka tsy marina izay voalazany
Zanak'Andriamanitra no anarany
Fianan'izao tontolo izao am-pelatanany
A/C: Doux-Ciel
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Hits : 727
Likes : 1 Like
Created by : Laurius
Date : 05/09/2023 10:31
