I JESOA FOTO-BOALOBOKA (Chorale Antsan' Ivontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- I Jesoa tena foto-boaloboka
loharano tovozin-tsy ritra
iveloman'izay manana Azy
F' Izy ihany no aina sy hery

2- Iray aina satria iray vatsy
Dia ny grzdkgu vatan'i Jesoa Mpamonjy
Amin'izany tokoa Izy mantsy
tena velona miaina amintsika

3- Ary isika no sampany tuys maro
Nizarany ny ainy avokoa
Izay rehetra tsongoi-maharary
Fa satria aina tokana ihany

A/C: Jean Michel RATSIMBAZAFY (Ankalazao) tononkira.serasera.org   qontpqs

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036