Porofo tsotra (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanaiky izany isika e hikambana ho doria
Fa ny akany ho paradisa hotobahana fitia
Rotsirotsy sangisangy lalao sy angolangola
Izay no hasambarana irariako xpdo tsy ho tola
Porofo tsotra loatra ny resaka efa tononkira.serasera.org vita
Tsy omaly duymqyd f’androany no niarahana nahita
Iloka e, sitrako e, mamiko irony
Kajio ny fitia, kajio tsy hitrosina
Ataoko fa tomombana feno amby izay
Ka sahia izay ho sahy fa aekn hiombona izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charly RakotoarimangaVangy : 1568
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:18