Rahoviana (Charly Rakotoarimanga)

Rahoviana no hipaika
Ilay androm-pitiavana
Rahoviana re
Ilay hasambarana
Ry alina ô, ry andro ô
Mba hafaingàno re
Rahoviana no hipaikatononkira.serasera.org
Ilay androm-pitiavana

Teto teto
ilay hasambarana
Teto teto
Ilay fiadanana
Ry alina ô, ry andro ô
Mba hafaingàno re
Rahoviana no hipaika
Ilay androm-pitiavana

Mpihira : Charly Rakotoarimanga
Mpamaky : 993
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 10:07:07
ID : 10925

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo