Mahavariana (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lehibe na zaza dia tsy tana
Amin’ireo lanonana koràna
Ka misomebika aok’izany
Toy cbshylr ny tsy ety an-tany
Indrindra fa ireo tanora
Hey hey hey mahavariana
Ireo tovovavy kosa amin’izany
Amin’ireo haingo tsy hita lany
Fa mampidera bika ery
Rehefa hitsangana handihy
Ka zovy no lppuwzg tsy ho tononkira.serasera.org sondriana
Hey hey hey mahavariana
Tsy misy intsony izany hoe direktera
Adino hatreo ny maha qnaco injeniera
Fa samy roboka avokoa
Mikoràna amin’ny fo
Hatramin’ireo fotsy volo
Hey hey hey mahavariana
Amin’ireo lanonana koràna
Ka misomebika aok’izany
Toy cbshylr ny tsy ety an-tany
Indrindra fa ireo tanora
Hey hey hey mahavariana
Ireo tovovavy kosa amin’izany
Amin’ireo haingo tsy hita lany
Fa mampidera bika ery
Rehefa hitsangana handihy
Ka zovy no lppuwzg tsy ho tononkira.serasera.org sondriana
Hey hey hey mahavariana
Tsy misy intsony izany hoe direktera
Adino hatreo ny maha qnaco injeniera
Fa samy roboka avokoa
Mikoràna amin’ny fo
Hatramin’ireo fotsy volo
Hey hey hey mahavariana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Charly RakotoarimangaVisites : 1804
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:20
