Tsy anjara (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Njao toa feo manako
Miantso anao hoe tiana
Nefa ho aiza moa
Tsy uwjvtpiz anjarako ianao
Izaho ety tomany
Miandry anao hatrany
Nefa tsy afa-mankaiza
Tsy anjarako ianao
Eny dwssenfo hatramin’izao
Tsy hadigny anao
Nefa izao no sitrakao
Izaho ety hionona
Satria tsy anao e
Ny hirako izao e
Foiko tsarovanao tononkira.serasera.org e
Satria fantatro fa
Tsy anjarako ianao oqntccn
Miantso anao hoe tiana
Nefa ho aiza moa
Tsy uwjvtpiz anjarako ianao
Izaho ety tomany
Miandry anao hatrany
Nefa tsy afa-mankaiza
Tsy anjarako ianao
Eny dwssenfo hatramin’izao
Tsy hadigny anao
Nefa izao no sitrakao
Izaho ety hionona
Satria tsy anao e
Ny hirako izao e
Foiko tsarovanao tononkira.serasera.org e
Satria fantatro fa
Tsy anjarako ianao oqntccn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charly RakotoarimangaVangy : 3051
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:09
