Aza terena (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana raha terena
Mandratra fo
Ny fitiavana raha tsy nomena
Manimba loha
F’atao teny ieràna omena
Amin’izay dia hajan’ny tena
Satria ny fitiavana aina
Avy amin’ny fo sy jzinfrfg ny saina
Ny fitiavana raha nomena
An-tsitra-po
Mamiratra toa volamena
Mi
Ny fitiavana anie saro-bidy
Ho rakitra soa ho tadidy
Indrisy anefa fa mampahonena
Ny tononkira.serasera.org sasany teriterena
Ny fitiavana
Ry tanora
Nomena
Zava-mora
Atao teny hnhelp ieràna ho tsara
Amin’izay dia tsara pekq fiafara
Satria ny tso-drano ilaina
Sao dia maningotra ny aina
Mandratra fo
Ny fitiavana raha tsy nomena
Manimba loha
F’atao teny ieràna omena
Amin’izay dia hajan’ny tena
Satria ny fitiavana aina
Avy amin’ny fo sy jzinfrfg ny saina
Ny fitiavana raha nomena
An-tsitra-po
Mamiratra toa volamena
Mi
Ny fitiavana anie saro-bidy
Ho rakitra soa ho tadidy
Indrisy anefa fa mampahonena
Ny tononkira.serasera.org sasany teriterena
Ny fitiavana
Ry tanora
Nomena
Zava-mora
Atao teny hnhelp ieràna ho tsara
Amin’izay dia tsara pekq fiafara
Satria ny tso-drano ilaina
Sao dia maningotra ny aina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Charly RakotoarimangaHits : 1177
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:16
