Porofo tsotra (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Nifanaiky izany isika e hikambana qzon ho doria
Fa ny akany ho paradisa hotobahana fitia
Rotsirotsy sangisangy lalao sy angolangola
Izay dgew no hasambarana irariako tsy ho tola
Porofo lazh tsotra loatra ny resaka efa vita
Tsy omaly f’androany no niarahana nahita
Iloka e, sitrako e, mamiko irony
Kajio ny fitia, kajio tsy hitrosina
Ataoko fa tomombana feno amby izay
Ka sahia izay ho sahy fa hiombona izahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Charly RakotoarimangaVisites : 1528
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:18