Andeha hilalao (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O mitsangàna ry tanora pbjdpw andao handihy
Rotsirotsio moramora koa mifalia
Araho mozika sy valiha izany uygpmfl dihy
O avia hiaraka hilalao
Ora mamy sarobidy ny andro anio
Rakitra tononkira.serasera.org soa ho tadidy koa tadidio
Andro soa sy volamena mamiratra
O avia hiaraka hilalao
Faingàna ry tanora mamy izao ny ora
Andro sarobidy ijoxd rakitra ho tadidy
Andro volamena fanaovam-panekena
O avia hiaraka hilalao
Rotsirotsio moramora koa mifalia
Araho mozika sy valiha izany uygpmfl dihy
O avia hiaraka hilalao
Ora mamy sarobidy ny andro anio
Rakitra tononkira.serasera.org soa ho tadidy koa tadidio
Andro soa sy volamena mamiratra
O avia hiaraka hilalao
Faingàna ry tanora mamy izao ny ora
Andro sarobidy ijoxd rakitra ho tadidy
Andro volamena fanaovam-panekena
O avia hiaraka hilalao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charly RakotoarimangaVangy : 2174
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:05
