Bitsika mangina (Charly Rakotoarimanga)

Misy bitsika mangina
Ao amponao ao
te hiteny anefa ianao
vaotra avy hatrany

Tsy tia ambara telo
ny fitia aminao
ambarao
sao mandratra anao

Tao vaotra avy hatrany ao
raha hilaza ny vavako
menatra ao raha toa
hanambaranao ny fitiavako

Ka ho avy ny fotoana
sy ny ora mba ho avy
nihambarako aminao
ny ao am-poko ao

Miandry ny fotoana
sy ny ora mba ho avy
miandradra izany
na ny lahy na ny vavy
Teny indray bava
manambara ny ao ampo
dia tanteraka avy antrany
ny fikasan'olondroa

Charly Rakotoarimanga
mihira :Chantal
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/charly-rakotoarimanga/bitsika-mangina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Charly Rakotoarimanga
Vangy : 2600
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : misamisa
Daty : 14/04/2016 20:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0354